Rehefa manomboka azontsika hoe iza moa i Jesosy ary inona no nataony, dia mazava amintsika ihany koa fa mila misafidy izay havalintsika Azy Isika. Ireto lesona ireto dia hanampy antsika hahafantatra ny zavatra rehetra tokony hatao amin'ny fandraisana izany fanapahan-kevitra lehibe izany?
1
Jaona 1: 1-18
2
Jaona 14: 1-7, 14: 23-27
3
Jaona 3: 3-21
4
Matio 10: 37-39, Marka 8: 34-38
5
Jaona 15: 18-23, Matio 10: 16-22
6
Asan’ny Apostoly 2: 36-41, Salamo 32: 1-5, Romana 10: 9-10
7
Romana 6: 1-4, Galatiana 3: 26-28, Asan’ny Apostoly 10: 44-48
8
Efesiana 2: 1-10, Romana 5: 1-5
9
Jaona 14: 15-27
10
Matio 28: 16-20, Asan’ny Apostoly 1: 3-8