Raha efa naharitraritra ny nanatrehanao izao fivoriana izao dia mety manontany ianao raha mbola manana zavatra hafa ho an'ny fiangonanao Andriamanitra. Ahoana no fosehon'izany hoe tena matotra amin'ny fanompoana an'Andriamanitra sy ny fampandrosoana ny Fanjakany izany? Ireto lesona ireto dia hanazava bebe kokoa mikasika ny fitomboan'ny fiangonana
1
1Korintiana 3: 1-15, 3: 21-23
2
Efesiana 2: 11-22
3
1Tantara 16: 8-36
4
Galatiana 6: 1-10
5
Asan’ny Apostoly 6: 1-7
6
Asan’ny Apostoly 4: 23-31
7
Jakoba 5: 13-20
8
Asan’ny Apostoly 4: 32-37, 2Korintiana 8: 1-15
9
Asan’ny Apostoly 5: 1-11
10
Matio 18: 15-17, 1Korintiana 5: 1-13
11
Matio 25: 31-46
12
Asan’ny Apostoly 13: 1-4, Romana 15: 16-21