Fototra 9

Mitombo amin'ny maha mpitarika

Raha miaina amin'ny fiainan'ny mpianatra manao mpianatra Ianao, dia inoana fa tsapanao izao ny ilana ny fitomboana ho mpitarika manana fahaiza-manao bebe koa. Ireto lesona ireto dia hiresaka mikasika ireo fanontaniana sarotra momba ny fitarihana, ary hanampy anao hahatakatra ny fahendrena natokana ho an'ny mpitarika araka izay hita ao amin'ny Baiboly