Fototra 4

Tonga Mpianatra

Inona no dikan'ny hoe tonga mpianatra'i Jesosy? Ahoana no tokony hampiavaka ny fiainanao ankehitriny amin'ny fiainanao talohan'ny nihaonanao Taminy? Ireto lesona ireto dia hanampy anao hamaly ny fanontaniana mety apetrakao mikasika ny maha mpianatra.