Fototra 6

Ny maha mpitarika

Amin'ny maha mpianatr'i Jesosy, ianao dia nomena ny Fanahy Masina, ary izany no mahatonga anao ho mpitarika. Na aiza na aiza ametrahan' Andriamanitra anao ho mpitarika, any am-piasana, ao amin'ny fiangonana, eny na ao amin'ny ankohonana aza dia tena zava-dehibe ny ahafantaranao izay lazain'ny Baiboly mikasika ny fitarihana. Ireto lesona ireto dia hanampy anao hitarika eo amin'ny fiainana andavanandro