Iray amin'ireo zavatra tsapantsika rehefa tonga mpianatr'i Jesosy ny hoe tsy isika irery no Mpianany. Misy Mpianatra be dia be fantatra amin'ny anarana hoe fiangonana any. Ireto lesona ireto dia hanampy anao hianatra mikasika ny fiangonana sy ny maha zava-dehibe azy.
1
1Korintiana 12: 12-31
2
Efesiana 5: 25-32, Apokalypsy 19: 6-9
3
Matio 12: 46-50, Efesiana 1: 3-10
4
1Petera 2: 4-10
5
Jaona 17: 9-26
6
Jaona 15: 26, 16: 5-15
7
Asan’ny Apostoly 2: 36-47
8
Salamo 145: 1-21
9
Marka 10: 42-45, 1Korintiana 12: 4-11
10
Jaona 14: 12-14, Asan’ny Apostoly 5: 12-29
11
2Korintiana 9: 6-15
12
1Korintiana 11: 23-32