Atombohy amin’ny fianarana ny fomba namoronan'Andriamanitra izao tontolo izao sy ny zavatra rehetra ao anatiny ny dianao mankany amin'ny fahafantarana an’Andriamanitra . Fantaro ny fomba nanombohan’Andriamanitra ny fifandraisany tamin’ny olona sy izay tsy nety nitranga tany am-piandohana. Ireo lesona ireo dia manome topi-maso mikasika ny toetran’Andriamanitra feno fitiavana sy ny filantsika famelana heloka.
1
Genesisy 1: 1-25
2
Genesisy 1: 26-27, 2: 7-9, 2: 15-25
3
Genesisy 3: 1-24
4
Genesisy 6: 5-6, 6: 9-22, 7: 17-24
5
Genesisy 11: 1-9
6
Genesisy 12: 1-7, 15: 1-6
7
Genesisy 22: 1-19
8
Eksodosy 2: 23-3: 14, 7: 1-5
9
Eksodosy 12: 1-3, 12: 21-31, 12: 40-42
10
Eksodosy 20: 1-17, Levitikosy 6: 1-7
11
Mpitsara 2: 10-23
12
Isaia 52: 13-53: 12
13
Isaia 9: 1-7, Lioka 1: 26-38
14
Lioka 2: 1-20